|
|
|
|

Teny iditra 1  akepoka
Fototeny  2 kepoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mikepoka, mikarepoka: Ny nify anoloana no nakepony ny taolana fa tsy ny vazana, ka tsy nahalaitra
9 Hanina, lanina: Nakepony ny volako dia tsy niverina izy [1.1]

Fivaditsoratra  10 akapoke, akepoka, 11 akopake, 12 kapoake

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19