|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kepoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Menatra ka tsy mahita holazaina satria vaky ny nafenina: Kepoka tsy nahateny izy nony naseho azy ny porofo rehetra nanameloka azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  Confounded, astonished [1.2#328]
Ohatra  5  kepoka aoka izany Ingahy Rabery. [2.499#]
6  ka kepoka foana teo izy nony nandre izany. [2.69#]

Teny iditra (2/3)7  kepoka
Sokajin-teny  8  anarana
Voambolana  9  Feo
Fanazavàna teny malagasy  10  Feo heno amin' ny fitsakoana na fanaikerana zavatra mafimafy; fihinanana na fandaniana amin' ny tsy antony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  The sound of anything crunched with the teeth, as hard biscuits, etc., or of a sharp blow [1.2]
12  A crunching sound [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  Bruit de ce qui craque sous les dents [1.8]
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :
17  Anarana :
18  Mpamaritra :

Teny iditra (3/3)19  kepoka
Sokajin-teny  20  anarana
Voambolana  21  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  22  Se dit des fruits vides, dont l'intérieur est creux. Par exemple : Voanjo kepoka : arachide dont les graines ont avorté et dont la coque est vide. [1.196]

Fivaditsoratra  23  kapoke, kepoka, kopake

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/27