|
|
|
|

Teny iditra 1  akiraro
Fototeny  2 kiraro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny kiraro atao amin' ny tongotra: Tsy hitako izay hakiraro azy, fa makadiry loatra ny tongony [1.1]

Fivaditsoratra  akiraro, 9 arorika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19