|
|
|
|

Teny iditra 1  kiraro
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  24 Karazam-pitafiana afono ny tongotra mba hiaro azy, izay matetika vita amin' ny hodi-biby, na indraindray koa amin' ny fingotra na lamba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25 shoes [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26 souliers, pantoufles [1.3#334]
27 soulier; chaussure [1.8]
Ohatra  28  Efa lasa lavitra vao nampidiriko ny kiraro. [2.4#49]
29  Ianao tsy mba manana kiraro intelo miova toy ny hafa ve? [2.285#202]
30  Mbola nipoapoaka ihany ny daka kiraro tamin' ny tehezana, ny kibo, ny loha. [2.472#228]
Fikambanana  31  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 10 misy ny teny hoe kiraro
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  33 Randzavola: kiraro ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  kiraro, 34 korira, 35 rorika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21