|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  akisa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila akisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra [1.1]
Tovy hevitra  4  kisa
Mpanahaka  5  tonony, vaniny, antsongony, antsontsany, antendrivary

Teny iditra (2/3)6  akisa
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Sampanteny 
8  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9  Mpampihomehy, mpanao kivazivazy, tia vosotra, tia sangy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10  affable, agreeable, playful, jocular, amusing; good, pretty, handsome. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11  plaisant, agréable, bonasse, jovial [1.3]
Mpanahaka  12  mahatsikaiky, hatsikana, arira, satriatria, mariadriaka

Teny iditra (3/3)13  Akisa
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  15  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  16  Achish [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  17  Akish [2.996]
Tovy hevitra  18  akisy, akisy
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  19  Toko sy andininy momba Akisa
Tsanganana sy sary iray takila  20  Fitanisana

Fivaditsoratra  21  akisa, asika, isaka, kasia, saika, sakia, siaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31