| Teny iditra | 1 arira |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
16 Karazan' angano azo heverina ho nisy fototra marina tany am-boalohany fa efa niova be ihany ka tsy azo inoana araka ny tarehy isehoany ankehitriny (ohatra Ibotity dia arira, fa Rapiso sy Ravoalavo dia angano).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17 a legend, a fable
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 histoire amusante
[1.54] 19 conte, histoire amusante [1.8] |
| Voambolana | 20 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 21 angano, 22 anjabobo, 23 anoano, 24 fasitara, 25 habobo, 26 hag, 27 karijo, 28 tantara, 29 taria |
| Fikambanana | 30 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe arira |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 32 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|