Teny iditra (1/3) | 1 akisa |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila akisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra |
Tovy hevitra | 4 kisa |
Mpanahaka | 5 tonony, vaniny, antsongony, antsontsany, antendrivary |
Teny iditra (2/3) | 6 akisa |
Sokajin-teny | 7 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Mpampihomehy, mpanao kivazivazy, tia vosotra, tia sangy |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.2] affable, agreeable, playful, jocular, amusing; good, pretty, handsome. |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3] plaisant, agréable, bonasse, jovial |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 12 mahatsikaiky, hatsikana, arira, satriatria, mariadriaka |
Teny iditra (3/3) | 13 Akisa |
Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny anglisy |
15 [2.996] Achish |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [2.996] Akish |
Voambolana |
17 Soratra Masina |
Tovy hevitra | 18 akisy, akisy, akisy |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 19 Toko sy andininy momba Akisa |
Fivaditsoratra | 20 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |