Teny iditra | akitroka (kitroka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Terena hiady tsara: Nakitrony ny nifiny sady navandravandrany ny masony [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | akitroka, akotrika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/02/02 |