Teny iditra (1/3) | 1 kitroka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fifaneren-javatra matevina be, fifanizinana tsy misy elanelany; fidilotry ny nify ampiadina na ny fifampikasohany re ety ivelany; di-doha, fanginana midongy tsy mety miteny. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] close together |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] serré, touffu |
Ohatra |
6 [2.643#] Efa maizin-kitroka ny alina vao taitra aho. |
Teny iditra (2/3) | 7 kitroka |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.7] the gnashing of teeth |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.8] grincement des dents |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 18 kitroka |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.1] Ireo lavenona sy vato niempo maintimainty avy amin' ny afotroa |
Voambolana |
21 Haibolantany |
Fivaditsoratra | 22 akitrok, akotrik, katroky, kitroka, kotrika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |