Teny iditra akivilivilio (kivilivily (vilivily (vily)))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana akivilivily [fitanisana]
Ohatra 
1Akivilivilio ny tananao dia hafana ianao [1.1]
2Akivilivilio ny rotsakazo hanipazana azy lavitra (Faites balancer, faites tourner le bâton pour le lancer loin) [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31