|
|
|
|

Teny iditra 1  akivilivily
Fototeny  2 kivilivily
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ahetsika mankatsy sy mankaroa, akipilipily: Akivilivilio ny tananao dia hafana ianao
9 Ahodinkodina: Nakiviliviliny ny antsamotady ka nahavoa ny omby ny vato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be swung back and forth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 à faire balancer, à faire osciller, qu’on fait tourner [1.3]
12 qu'on balance, qu'on fait osciller [1.8]
Ohatra  13  nakiviliviliny ny antsamotady ka nahavoa ny omby ny vato (Il a fait tourner la fronde et la pierre a atteint le boeuf) [1.3#341]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19