|
|
|
|

Teny iditra 1  akizaka
Fototeny  2 kizaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina manome tsiny, anomezan-tsiny arahin-devilevy na trerona: Zavatra kely iny dia hitany nakizaka ahy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 Dont on se sert pour railler quelqu'un [1.3#342]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19