| Teny iditra | 1 kizaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Fiteny amim-pahasiahana, na somary mandatsa sy maneso; famelivelezana, fandevilevena mafy, faniniana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 reproach, mockery
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 reproche, raillerie
[1.3#341, 1.8] 21 moquerie, mépris. critique [1.3#341] |
| Ohatra |
22 Ny kizaka dia teny tezitra feno fanesoana sy faniniana ary fanomezan-tsiny.
[2.643#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|