|
|
|
|

Teny iditra 1  akobana
Fototeny  2 kobana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao izay hihetsiketsehany, hivontosany: Nakobany tao anaty rano mafana ny tavolo [1.1]

Fivaditsoratra  9 abonaka, akobana, 10 ankaboa

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19