Teny iditra (1/2) | 1 kobana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fihetsehan' ny rano indray efa nandry nilamina tsara; fahalalahana amin' ny akanjo; fihontsanana amin' ny atody; fanatsobohana ny lamba sasana ao anaty rano madio rehefa avy voakosoka |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#343] Agitation d’un liquide ou d’une chose gluante dans un récipient quelconque, ballottement de l’eau dans une barrique figuré: ampleur, renflement d’un habit |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 kobana |
Sokajin-teny | 11 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.78] [Taisaka]
ny any ambony rihana |
Fivaditsoratra | 13 abonak, akoban, banòka, bokana, bonaka, kabona, kobana, nabako, nakoba |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |