|
|
|
|

Teny iditra 1  akodia
Fototeny  2 kodia
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alefa hikodia, hikodingy; akodingy: Nakodian' ny anjely ilay vato teo amin' ny varavaram-pasana, dia nipetrahany [1.1]

Fivaditsoratra  9 adikao, 10 akadio, akodia, 11 dia koa, diakoa

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19