|
|
|
|

Teny iditra 1  kodia
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  24 Zavatra azo akorisa ka mety mivadibadika: Filokan' ny ankizy ny kodia kely ~ Kodia vato no anaran' ny vato atao amin' ny vavahadim-bohitra
25 Kodiarana
26 Fivarinana amin' ny ara-tsaina na ara-piainana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  27 a wheel [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28 action de rouler, de se rouler, ce qui roule, les roues, les rouages
29 dégringolade au physique et au moral [1.3]
30 roue [1.8]
31 volant [1.13]
Ohatra  32  Misy kodia lehibe boribory no toy ny vankona hamankona ny hazo. [2.366#]
33  Ary izy efatra dia nitovy tarehy, toy ny kodia anatin' ny kodia. [2.996#]
34  Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. [2.366#]
Tovy hevitra  35 kodiarana
Fikambanana  36  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny hoe kodia
Ohabolana  37  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  38  Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  39 dikao, 40 dokay, 41 kaody, kodia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22