| Teny iditra | 1 akofa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Voambary poaka aty na foana ny atiny
[1.1] 5 akotry tsy misy voany [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 chaff, light rice, blighted rice, husky rice.
[1.2] 7 chaff. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 son, grain de riz coulé.
[1.8] 9 graine non fécondée, ivraie [1.13] 10 [Merina] Riz atteint de coulure et qui ne donne pas de grain ; sa panicule reste droite au lieu de s'incliner, comme le riz normal, sous le poids des graines. [1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry: ahitra 12 Toe-karena: fambolena |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe akofa |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 afoka, akofa, 16 fakao, 17 fakoa, 18 faoka, 19 foaka, 20 koafa, 21 ofaka, 22 okafa |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|