|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manakofa
Fototeny  2 akofa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Be akofa, tsy mby am-bentiny: Mampalahelo fa nanakofa ny vary taona ito noho ny rivotra be loatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 imp. and Rel. not used. Used of the rice light in the ear, to be husky, to be more chaff than rice. [1.2]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe manakofa

Teny iditra (2/2) 10  manakofa
Fototeny  11 takotra
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manakotra [Fitanisana]

Fivaditsoratra  13 fanakamo, 14 manafokà, manafoka, manakofa, 15 mañofaka, 16 manokafa

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19