|
|
|
|

Teny iditra1  akohovavy
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: vorona
4  Toe-karena: fiompiana
Fanazavàna teny malagasy  5  Ny vavy amin' ny akoho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  A hen [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  Poule [1.8]
8  Poule [1.405]
Ohatra  9  Dia nasiany akohovavy iray teo afovoany. [2.298#17]
10  Hoy kosa ny akoholahy tamin' ny akohovavy : "Raha tsy hianao, dia lany ritran' ny lava-hoho ny zanako" [2.69#242]
11  Jereo ny biby, hoy indray izy, fa ny akoholahy no tsara volo noho ny akohovavy : ny vorondahy miraratra amin' ny lokony mahavariana, ary ny lambolahy dia voaravaky ny vombony mahafinaritra. [2.5#63]
Singan-teny  12  akoho, vavy
Kamban-teny 
Sary 
14 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11