Teny iditra | 1 akoma |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Bibilava lehibe sy matanjaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 the name of a species of boa-constrictor; also called do, and ankoma. Pelophilus madagascariensis. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 bibilava goaibe [2.165] 7 gros serpent [1.54] |
Tovy hevitra | 8 do#mg.n |
Tsipelina hafa | 9 ankoma |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny akoma io |
Fivaditsoratra | 11 akoma, amako, amoka, kaomà, koama, Makoa |
Nohavaozina tamin' ny 2021/04/25 |