|
|
|
|

Teny iditra1  ankoma
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Fanazavàna teny malagasy  4  anaram-bibilava lehibe. Izy dia biby vandambandana ary lehibe noho ny mandotra [Betsimisaraka] [1.78]
5  Karazam-bibilava lehibe [Betsimisaraka] [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  a large snake. See akoma and do. [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  gros serpent. [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  8  do#mg.n
Tsipelina hafa  9  akoma
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny ankoma io

Fivaditsoratra  11  ankoma, komana, manako, mankao, manoka, manokà, mañoka, mokàna

Nohavaozina tamin' ny 2021/03/22