|
|
|
|

Teny iditra1  akondro afontsy
Singan-teny  2  akondro, afontsy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.10#A.155] (afontsy na akondro afontsy) karazan' akondro vaventy voa, vanona tsara eny ankalamanjana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2][akondroaFONtsy] a variety of banana which grows well in open spaces.
Voambolana  6  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11