|
|
|
|

Teny iditra1  akoravato
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Vato maranitra na mitrikitriky eny an-dalana [1.1]
4  Silatsila-bato toa tsy ilaina manao ahoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  Loose chips of stone. Rubble walling or foundation. [1.2]
Singan-teny  6  akora, vato

Fivaditsoratra  7  akoravato, voaokatra, voataroka, voatoraka

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/13