|
|
|
|

Teny iditra 1  akoriana
Fototeny  2 koriana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampandehanina misosa miadana, asosa tsy misy manakantsakana: Nakorianan' ny Mpandahatra eny an-dohasaha ny rano mba hamelona ny biby sy ny zavamaniry
9 Akorisa, akisaka: Akoriano hatreto io vato io raha voatosikareo [1.1]

Fivaditsoratra  10 akoraina, akoriana, 11 anakirao, 12 anakoray

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19