| Teny iditra | 1 koriana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
24 Fandehanana midina tsimoramora, fisosana tsy misy manakantsakana, fizorana amim-pilaminana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
25 a peaceful flowing
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26 action de couler paisiblement
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 27 akorany, 28 ankiroa, koriana, 29 okarina, 30 raikona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|