|
|
|
|

Teny iditra 1  akoromby
Fototeny  2 koromby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina miaro, manaloka: Tsilo akoromby ny anana mba tsy hohanin' ny biby ary bozaka akoromby ny ketsa [1.1]

Fivaditsoratra  akoromby, 9 miroboka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19