|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  koromby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fandri-borona
4  Bara vy atsatotsatoka eo amin'ny varavarankely
5  Farafara mandeha azo aforitra na ahorona [1.1]

Teny iditra (2/2)6  koromby
Sokajin-teny  7  anarana
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  13  Fakofako na bozaka asarona ny voa vao nafafy na vao mitsimoka na zanaborona vao foy koa aza, mba hiaro azy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31