Teny iditra akotrana (kotrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Avala hikotrana, hikatroka: Nakotran' ny saka tao an-dakozia tao ny vilany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : akotrana, akotrako, akotranao, akotrany, akotrantsika, akotranay, akotranareo, akotran', akotran-, akotram-, akotra-
Ny lasa : nakotrana, nakotrako, nakotranao, nakotrany, nakotrantsika, nakotranay, nakotranareo, nakotran', nakotran-, nakotram-, nakotra-
Ny hoavy : hakotrana, hakotrako, hakotranao, hakotrany, hakotrantsika, hakotranay, hakotranareo, hakotran', hakotran-, hakotram-, hakotra-
Filaza mandidy : akotrano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19