|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  kotrana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  21 Feo avy amin' ny zavatra maro eo am-pihetsehana
22 Korontana, ady, fifandirana, tsy fifanarahana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  23 bruit d'un choc
24 choc, agitation, trouble, tumulte, perturbation, dissentiment, désaccord, rixe [1.3]
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe kotrana

Teny iditra (2/2) 26  kotrana
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny malagasy  28 [Betsimisaraka] Volotsangana maina vakina ahantona eny an-tanimbary ka hetsiketsehina mba hampatahotra sy hanaitra ny fody na ny lambo [1.1]
Fikambanana  29  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe kotrana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19