Teny iditra | 1 akotrika |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Asaina kotrehina, ampikotrehina: Atody telopolo no nakotrik' i Lita ka roapolo no foy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be incubated, to be hatched |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qu'on fait couver, qui sont couvés |
Ohatra |
6 [2.298#] Tahaka ny atodim-borontsiloza akotrika amin'akoho izahay. |
Fototeny | 7 kotrika |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny akotrika io |
Fivaditsoratra | 13 akitrako, akitroka, akotrika, takariko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |