|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  kotrika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Fambomban' ny vorona ny atodiny mba hafana ka hahafoy azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 action de couver ou de faire couver
20 état de celui qui est casanier; attention, petits soins comme ceux de la poule pour ses oeufs [1.3]
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 22  kotrika
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny frantsay  24 terme de jeu de billes [1.3]
Voambolana  25  Kilalao

Teny iditra (3/3) 26  kotrika
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny anglisy  28 weasel sportive lemur, weasel lemur (Lepilemur mustelinus )
29 small-toothed sportive lemur, small-toothed weasel lemur (Lepilemur microdon )
30 eastern lesser bamboo lemur, gray bamboo lemur, gray gentle lemur (Hapalemur griseus griseus) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay  31 Lépilemur (Lepilemur mustelinus)
32 Lépilemur aux petites dents (Lepilemur microdon)
33 petit hapalémur (Hapalemur griseus griseus) [2.233]
Voambolana  34  Haibiby: mampinono
Mpanahaka  35  bokombolo, 36  fitiliky, 37  hataka, 38  trangalavaka
Renianarana 
Anarana iray reny 
Anarana ara-tsiansa 
Tsanganana sy sary iray takila  119  Ny Gidro

Fivaditsoratra  120 katroky, 121 kitroka, kotrika

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19