|
|
|
|

Teny iditra 1  akotroka
Fototeny  2 kotroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mikotrokotroka, mirohondrohona: Akotrohy kely ny orga fa fety anio
9 Ampiasaina mba handrahoana, entina mahandro: Vilany iza no akotroka ireto vomanga ireto [1.1]

Fivaditsoratra  akotroka, 10 katoroka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19