|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  kotroka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 Fipoaka na firefotry ny varatra; dona miezinezina heno eny amin' ny lanitra rehefa avy ny orana: Matahotra kotroka izaitsizy ny zafikeliko
18 Rehefa mety ho feon-javatra mafy manako
19 Laza
20 Fandrahoana ny sakafo ho masaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 thunder; the sound of falling water [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22 tonnerre; bruit de l'eau qui tombe [1.8]
Ohatra  23  Mamakivaky ny lanitra ny tselatra, ary kotroka mankarenina no manampy ny firaondraonan' ny onja mihaza ny rembiny. [2.471#15]
24  Fa ny orana sy ny kotroka mbola nitohy ihany. [2.472#35]
Voambolana  25  Haitoetrandro
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 7 misy ny teny hoe kotroka
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 28  kotroka
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30 [Tanosy] voditongotra [1.78]
Voambolana  31  Haiaina

Fivaditsoratra  32 kokotra, kotroka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21