|
|
|
|

Teny iditra 1  alahelohelo
Fototeny  2 alahelo
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny frantsay  6 [duplicatif diminutif] [1.3]
Ohatra  7  tsy mba malahelohelo izy ka milaza ny tenany hoe " ory " na " manina " - ary eo no tsy maha-romantika azy velively - nefa kosa tsapa fa toa misy alahelohelo misoko toa manenika ny tena amin'ny teny ampiasainy [2.314#44]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19