| Teny iditra | 1 alahelo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Fahoriana, fijalian-tsaina amam-panahy: Latsaka ao anatin' ny alahelo lalina izy ~ Manala alahelo olona
20 Fisehoana manjonitra: Endrey! izany alahelony nandre ny nahafatesan-dreniny! 21 Hanina olon-tiana: Matin' alahelo mihitsy i reniny 22 Sorisory, tsy fahafaliana, fitarainana: Niteraka alahelo ho azy ny teninao anikeheo ~ Raha ananan' olona alahelo ianao, mitadiava hihavana aminy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
23 sorrow
24 poverty [1.2, 1.7] 25 Grief, depression of spirits, melancholy, dejection; longing after, grieving for 26 penury [1.2] 27 affliction [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
28 tristesse, chagrin
[1.8] |
| Ohatra |
29 Lehibe ny alahelo azo avy amin'izany!
[2.59#281]
30 Manaikitra izany alahelo an' Ikaky izany! [2.528#146] 31 Mifohafoha ny fahatsiarovana sy ny alahelo. [2.499#35] |
| Voambolana | 32 Ontam-po |
| Fikambanana | 33 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 11 misy ny teny hoe alahelo |
| Ohabolana | 34 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|