|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  alain'
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe alaina
Ohatra  3  tsy alain-dakan-jato," hoy izy. [2.69#]
4  fa manan-jara izay olona alain' izany zavatra. [2.654#]
5  Ry malala, aza ny ratsy no alain-tahaka, fa ny tsara. [2.996#]

Teny iditra (2/2)6  Alain
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (olona)
Ohatra  8  Efa nisy nanandrana, ka nahomby, namakivaky Ranomasimbe, toa an-dry Thor Heyerdahl namakivaky ny Ranomasimbe Pasifika tamin' ilay zahatra Kon-Tiki (1948), mbamin-dry alain Bombard nita ny Atlantika tamin' ny lakan' aina kely, tsy nivatsy sakafo na rano fisotro fa ninia nivelona tamin' izay nety ho hitany teny ambony ranomasina teny [2.508#14]
Tsanganana sy sary iray takila  9  Fitanisana

Fivaditsoratra  10  Alain, alain', alina, anila, ilana, laina, lania, liana, Alain, alain', alina, anila, ilana, laina, lania, liana

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/27