|
|
|
|

Teny iditra 1  alaina
Fototeny  2 ala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Raisina, entina: Nalain-dRakoto ny lambanao
9 Angatahina: Halainy ho vady hono ianao raha mety [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be fetched; to be taken, to be summoned, to be called, to be invited; to be chosen, to be preferred. [1.2]
Ohatra  11  nalainy ilay sary. [2.499#46]
12  vola roa-polo asainy alainareo? [2.293#28]
13  ny olona kambana, alaina tsy miteny. [2.48#122]
14  Ka alaovy izay hahasoa azy. [2.48#915]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 12 misy ny teny how alaina
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  alaina, 17 Aliana, 18 ialana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21