Teny iditra (1/3) | 1 alaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mitovy amin' ny ala ihany. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] same as aka, maka. (Prov.) With pronominal suffices, as alako, it means, I do not know. (Prov.) Same as asa. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.19] [Tankarana]
je n'en sais rien. Cf. vàlaka. |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 9 alàka |
Fototeny | 10 laka |
Sokajin-teny | 11 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] Samy enti-milaza ny vatom-panorona akisaka ho eo amin' ny laka: Alakao (na lakao) itỳ vatonao atsimo itỳ |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 17 lakaina |
Teny iditra (3/3) | 18 alaka |
Sokajin-teny | 19 Tsy lazaina |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.1] Fototeny tsy hita afatsy amin' ireto fomba fiteny ireto: mialakabontana, mialakamantsina. |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 22 akala, alàka, alaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05 |
![]() |