|
|
|
|

Teny iditra 1  alamaka
Fototeny  2 lamaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampandrina midaboka amin' ny tany: Nalamaky ny rivotra ny vary
9 Ampitovina tantana, alamina: Alamaho tsara ny tanin-ketsa hamafazam-bary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be levelled, to be made even, to be laid down flat, as growing things thrown down, or a person lying down [1.2]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21