|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  lamaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 fandriana midaboka amin' ny tany [1.1#527]
19 [Bara] tsihy [1.78]
20 Fandriana midaboka amin' ny tany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  21 [Provincial] a mat, mattress [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  22 [Tankarana] natte. [1.19]
23 couche, natte, lit [1.13]

Teny iditra (2/2) 24  lamaka
Sokajin-teny  25  anarana
Fanazavàna teny frantsay  26 [Betsimisaraka+Taifasy] (sens général: état de ce qui s'applique bien au support). Nom donné aux pétioles de ravinala, Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae) lorsqu'ils sont préparés pour faire des cloisons ou des plafonds. On les appelle encore repaka. [1.196]
Voambolana  27  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  lamaka, 29 malaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19