|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  alana
Fototeny  2 ala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Esorina, ongotana, ombotana: Nalana ny nifiny fa efa simba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to have something taken from so as to be reduced in number or quantity; removed, taken off or out, as a lamba, a tooth, etc. This form is similar to the relative of miala. [1.2]
10 to be removed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on enlève, qu'on arrache qu'on ôte [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how alana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 14  alana
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 [Betsimisaraka] fasika [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  17 [Provincial] sand [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21