Teny iditra (1/2) | 1 alana |
Fototeny | 2 ala |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Esorina, ongotana, ombotana: Nalana ny nifiny fa efa simba [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to have something taken from so as to be reduced in number or quantity; removed, taken off or out, as a lamba, a tooth, etc. This form is similar to the relative of miala. [1.2] 6 to be removed [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on enlève, qu'on arrache qu'on ôte [1.8] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 alana |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 fasika [Betsimisaraka]
[1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
16 sand [Provincial]
[1.2] |
Fivaditsoratra | 17 alana, anala |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/02 |