|
|
|
|

Teny iditra1  alanana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fasika [Taimoro, Betsimisaraka] [1.78]
4  voan-javatra anaovana sikidy [Betsimisaraka] [1.78]
5  Anarana karazan-tsikidy misy andalana efatra, izay mitondra laharana efatra tsirairay avy indray
6  Fasika fanaovana karazan-tsikidy iray izay atao indrindra hoe sikidy alanana [1.1]
7  ilazana ny fasika na jia mando [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  8  a word applied to the sand or fine gravel used in working the sikidy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9  Nom de Sikidy arrangé sur quatre lignes et quatre rangs; nom des graines employées pour tirer le Sikidy [1.3]
10  sable. (fàsina, jìa). § fàsika. [Tankarana] [1.19]
11  sables humides [1.13]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  13  alanana, analana, ananala

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/19