|
|
|
|

Teny iditra 1  alefitra
Fototeny  2 lefitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Aforitra, atao milefitra: Alefitry ny rivotra ny volotara fa tsy tapaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à plier, à faire courber; qu'on plie, qu'on courbe: Tsy azoko alefitra ny lohaliko (Je ne puis pas plier le genoux) ~ Alefitry ny rivotra ny volotara, nefa tsy tapaka (Le vent fait courber le roseau, mais ne le casse pas) [1.3]
Ohatra  10  Ravina apetraka
apetraho
ravina alefitra
alefero
[2.131]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe alefitra

Fivaditsoratra  alefitra, 12 fielatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19