|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1  lefitra
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  6 Tanty, zaka: Tsy lefitro izany teny izany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 support
8 supporté, action de supporter: Tsy lefitro izany teny izany (Je ne puis supporter ces paroles) [1.3]
Ohatra  9  Toa hoe tsy lefitra ny hadisoam-beny! [2.576#3]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe lefitra
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4) 12  lefitra
Sokajin-teny  13  anarana
Haiendriteny 
14  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  34 Valona, foritra, lefiravina, ketrona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  35 pli, action de se courber, de ployer, de s'incliner [1.3]
Fikambanana  36  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe lefitra

Teny iditra (3/4) 37  lefitra
Sokajin-teny  38  anarana
Haiendriteny 
39  Tsotra :
Fanazavàna teny malagasy  40 Enti-milaza izay mitana ny laharana faharoa manarakaraka ny voalohany eo amboniny: Rakoto no filoha lefitra amin' ny Fikambananay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  41 the second in rank [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  42 lieutenant, second [1.3]
43 le second rang, le vice, l'adjoint [1.8]
Ohatra  44  Tsy eto koa ny lefitra voalohany. [2.332#82]
45  Araka io didim-panjakana io ihany, dia ny Komitim-pokontany izay ahitana ny lehiben' ny kartie sy lefitra roa no misahana ny fitantanana. [4.27]
Fikambanana  46  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe lefitra
Ohabolana  47  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (4/4) 48  lefitra
Sokajin-teny  49  anarana
Fanazavàna teny frantsay  50 [Mahafaly] (du malais : lipit, lipat . javanais : lempit : qui se courbe facilement mais ne se rompt pas). Nom des Indigotiers, notamment Indigofera tinctoria L. (Fabaceae), dans la région de Tuléar. [1.196]
Voambolana  51  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  53 filetra, lefitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21