|
|
|
|

Teny iditra1  alefitra (lefitra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Aforitra, atao milefitra: Alefitry ny rivotra ny volotara fa tsy tapaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  à plier, à faire courber; qu'on plie, qu'on courbe: Tsy azoko alefitra ny lohaliko (Je ne puis pas plier le genoux) ~ Alefitry ny rivotra ny volotara, nefa tsy tapaka (Le vent fait courber le roseau, mais ne le casse pas) [1.3]
Ohatra  5  Ravina apetraka
apetraho
ravina alefitra
alefero
[2.131]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  alefitra, fielatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20