Teny iditra | 1 alemanina |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Alemaina: Nizara roa ny Alemanina hatramin' ny ady lehibe faharoa tao Momba an' i Alemaina na an' i Alemaina na avy any Alemaina: Sambo alemanina 4 [1.1] German 5 [1.1] allemand, allemande |
Ohatra |
6 Fa ny tsy nety hadinoko indrindra dia ilay fanasana ahy, volana jolay 1953, tany Soisa alemanina, miteny alema, tany Pfaffikon, akaiky an' i Zurich. [2.356#] |
Voambolana |
7 Haitoetany: firenena, foko |
Tsipelina hafa | 8 alemaina |
Fivaditsoratra | 9 alemanina, anilemana, namelanay, nialemana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |