Teny iditra | alikaina (alika) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tevatevaina, tsiratsiraina, alana baraka: Nalikalikain' ilay mpampiasa azy, hono, izy ka tsy maintsy mitory [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be abused, to be treated as if unworthy of respect. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | alikaina, ikaliana, ilaikana, laikaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |