|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  alika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Olona ratsy toetra na vetaveta tsy mahalala menatra: Alika izany raha zaza. / Tsy alikan' izay zaza izany!.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] Used also in contempt for a human being
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#22] cynique
6  [2.415] Terme d' injure : se disait de la mauvaise conduite
Sampanteny 
7  Anarana :
8  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)10  alika
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1] (alikalika no fampiasa kokoa) Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3#22] l'action de se montrer difficile, méticuleux, délicat
Sampanteny 
14  Anarana :
Tovy hevitra  15  alikalika
Kamban-teny 

Teny iditra (3/3)17  alika
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.1] Biby fiompy mampinono, mpihina-nofo, avo dia, lehibe noho ny saka, lava sofina sy vava, ary somary lava vatana kokoa (amin' ny ankamaroany, satria maro karazana ny alika). Ny feon' alika dia atao hoe vovò na mivovò; indraindray izy mivovò na mitaraindraina lavareny mandritra ny alina: mitomany valala no filaza azy amin' izay. Na dia mitovy ihany aza ny nantsoin' ny Ntaolo tamin' ny hoe alika sy amboa, ny hoe amboa dia mihajahaja kokoa taminy
Fanazavàna teny anglisy  20  [1.2] a dog. See also amboa
21  [1.7] a dog
Fanazavàna teny frantsay  22  [1.3.fr#22, 1.54, 1.8, 1.13] chien
Voambolana  23  Haibiby: mampinono
Haiendriteny 
24  Tsotra :
Sampanteny 
25  Matoantenin' ny mpanao :
26  Matoantenin' ny iharana :
27  Matoantenin' ny fameno :
28  Anarana :
29  Mpamaritra :
Mpanahaka  30  amboa
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Lohateny  37  Alika iray sy boky roa (Rapatsalahy Paul)
Ohabolana  38  Ohabolana misy io teny alika io
Lahatsoratra  39  Randzavola: alika sy amboa ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  40  alaik, alika, Ikala, ilaka, kalay, laika, lakai, liaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08